Afaka mamihina zavatra mafy koa izao ny foetus,
manetsika ny loha mandroso na miverina,
manokatra na manidy valanorano, manetsika ny lela,
misento ary mihinjitra.
Ny récepteurs ny nerfs amin'ny tarehy,fela-tanana,
Ary ny faladian-tongotra dia afaka
mandre rehefa kasihina kely.
"Rehefa kasihina maivana ny faladian-tongotra,"
hamoritra ny maoja sy lohalika ilay foetus
ary mety hamolaka ny rantsa-tongony.