Ny fihetsikin'ny tsinay dia manomboka
amin'ny herinandro 12.
ary mitohy mandritry ny 6 herinandro eo ho eo.
Ilay zavatra havoakan'ny colon foetal-ny
zaza vao teraka
dia atao hoe meconium.
Izy io dia misy
enzymes digestives,
proteines, ary cellules maty
narian'ny tract digestif.