Amin'ny herinandro faha-16, ny fomba izay
mitarika fampidirana
fanjaitra ao amin'ny kibon'ny foetus
dia mitondra
valina stress hormonal
ary mamoaka noradrenaline,
na norepinephrine,
ao anaty fikorian'drà.
Ny zaza vao teraka sy ny olona matotra
dia samy mitovy fihetsika
rehefa eo anatrehan'ny procedures vahiny.