Aorian'ny herinandro faha-8 ka
hatramin'ny faran'ny fotoana maha-bevohoka
"dia atao hoe fétus ilay zaza mitombo,"
izay midika hoe "zanaka tsy mbola teraka."
Mandritry io fotoana io,
atao hoe période foetale,
Miha-lehibe ny vatana ary manomboka miasa
ny fomba samihafa.