Ny fahitan'ny foetus zavatra samihafa
no mahatonga azy mifidy tsiro samihafa
rehefa teraka.
Ohatra, raha nihinana anis ny renin'ireo foetus
ireo,
ny anis dia manome ny tsiron'ny réglisse,
dia hita fa mifidy ny tsiron'ny anis ilay
zazakely rehefa teraka.
Ny zazakely vao teraka izay tsy nanandrana
anis tao an-kibo dia tsy tia ilay tsirony.